• Ce sujet contient 0 réponse, 1 participant et a été mis à jour pour la dernière fois par Anonyme, le il y a 9 années et 2 mois.
Affichage de 1 message (sur 1 au total)
  • Auteur
    Messages
  • #4495
    Anonyme
    Inactif

    Manao ahoana daholo,

    Saika hanontany hoe “Tsy tokony ho ferana isamparitra vé ilay fandraisana anjara?”
    Raha mba azo atao mba hampisy fifaninanana isamparitra.
    Ireo mpilalao tokana tsy misy namana no afaka mitambatra manao ékipa.
    Misy mantsy ny mpilalao miketrika be sy samy kalaza no miaraka.
    Hitanay sy niseho izany tamin’ny taona lasa.

    Ahoana ny hevitrareo?

Affichage de 1 message (sur 1 au total)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.